Notice: file_put_contents(): Write of 612 bytes failed with errno=28 No space left on device in /www/wwwroot/muzbon.net/system/url_helper.php on line 265
Anisha Jo - Irery | Скачать MP3 бесплатно
Irery

Irery

Anisha Jo

Альбом: Lumière
Длительность: 3:07
Год: 2023
Скачать MP3

Текст песни

Hé ha, hé
Hé ha, hé

Miposaka ny masoandro
Mangina aho aty e
Na ririnina ny andro
Na fahavaratra akia e
Na lohantaona
Na fararano
Ny hariva indray ny andro
Mbola mangina aho aty e
Mangina aho aty e

Ô manimanina any an-tanàna
Mahatsiaro ny any aminay e
Fa tsy afaka ny manoatra
Tsy afaka koa ny mba hitroatra
Mahatsiaro ireo tsikitsiky
Teo koa ireo nahakivy
Fa tsy afaka ny manoatra
Ny fiainako koa mba te hivoatra
Eh, manirery

Nibanjina ny lanitra na hariva na atoandro
Ny saiko lasa lavitra mahatsiarotsiaro
Mivavaka isan'andro aho miantso ny Ray
Mba vimbino re ny lalako toy ny nataonao hatrizay
Sy mandrakizay

Ô manimanina any an-tanàna
Mahatsiaro ny any aminay e
Fa tsy afaka ny manoatra
Tsy afaka koa ny mba hitroatra
Mahatsiaro ireo tsikitsiky
Teo koa ireo nahakivy
Fa tsy afaka ny manoatra
Ny fiainako koa mba te hivoatra
Eh, manirery

Ray ô, tahio raha sitraka
Ny fianakaviana
Ny sakaiza, ireo namana
Ny mpiray tanindrazana
Ray ô, tahio re raha sitrakao
Ireo miasa fatratra
Ireo mikely aina
Ny kamboty ny mpiray firenena
Ny mpiray
Firenena
Ooh, ooh-ooh-ooh