Ny Foko Lasany Any -Rak Roots & Arione Joy
Rak Roots
4:28Oh my cinderella Tsy aiko aloha ianao raha mbola tsy tamana e!(tsy tamana e!) 'Zaho aty de tena nihezaka nanao izay vita Raha ny hampifaly anao dia hezaka efa ela (efa ela) Efa mba niezaka ny ho tiavinao (ho tiavinao) Fa tsy aiko hoe bika ve sa endrika no halanao Ka miala tsiny 'zah miala tsiny zah) 'Zaho tsy manam bola sady tsy manan karena (manan karena) Dia ny fahantrako ve no ataonao fahalemena (fahalemena) Azafady aminao my girl e e! Raozy vao mamelana ilay fitiavana anao Dia ho ataoko zaridaina ianao raha sitrakao Dia ny masoandro amam bolana ho namantsika Dia mba izy ny hanafana Raha ianao indray zao ny volana Rehefa zaho no kintana Tsika roa no miaraka Samy tsara vintana Ka ho adinoina ny probleme (hadinoina ny problème) Dia ianao indray zao ny volana Rehefa zaho no kintana Tsika roa no miaraka Samy tsara vintana Ka ho adinoina ny probleme (hadinoina ny problème) (Ouooo, Ouooooohhhhoohh...) Ekena fa ny vola ange no maha lehilahy Fa ny fitiavana an'lah tsy maha lehilahy Fa mampandraiky mampanavy Ka mila love love love zah! (love love love zah!) Tairo mba mandrosoa fa mivoha le varavarana e! De mba raiso aloha le tanako ankavanana e! Zay vola lany tsy ahoantsika fa de ndao andeha! Ndao andeha! Ndao andeha Tairo mba mandrosoa fa mivoha le varavarana e! De mba raiso aloha le tanako ankavanana e! Zay vola lany tsy ahoantsika fa de ndao andeha! Ndao andeha! Ndao andeha F' ianao indray zao ny volana Rehefa zaho no kintana Tsika roa no miaraka Samy tsara vintana Ka ho adinoina ny probleme (hadinoina ny problème) Dia ianao indray zao ny volana Rehefa zaho no kintana Tsika roa no miaraka Samy tsara vintana Ka ho adinoina ny probleme (hadinoina ny problème) (Eeeeehhhhhh... Oooohhhhh... ooooohh oohhh... ay... ay...) Dia ianao indray zao ny volana Rehefa zaho no kintana Tsika roa no miaraka Samy tsara vintana Ka ho adinoina ny probleme (hadinoina ny problème)