Namana
Hantatiana
3:56Jeso no fanantenako Eo amin'ny fiainako Ka n'aiza lalana hombako Mialoha lalana ahy ny Mpamonjiko (bis) Fanantenako ny ho isan'ny Handova ilay fianan-danitra Efa nialoha lalana izy ka nanomana Fitoerana ho ahy ho mandrakizay Tany lalovana eto Be haratsiana ety Mahantra indrindra izay mifikitra amin'ny harena ety (bis) Fanantenako ny ho isan'ny Handova ilay fianan-danitra Efa nialoha lalana izy ka nanomana Fitoerana ho ahy ho mandrakizay