Alay Lakana
Lola
5:07Niady sy nekany iay Ny vady Lachagn'izy sy hitako gny tany ombany Sichy raha manjary gn'atao F'izy avao no andohako ao Miacha Chaignà mieritreritran'azy Ny torimaso sy hita akô raha voachazy Mafy loatry gny mahazo an'ahy Lany fagnahy mipodiana angahy Negnazy Nadety e! Iaho 'zany dà manignan'azy e! Negnazy Nadety e! Iaho izany dà manignan'azy e! Ataoko ahoana 'zalahy ny fiainako izany? Sichy andro miratry fa vonto tomany Anao raika avao ny fagnafody Mba sarovy askà ody Ndre maro gny viavy mandalo ô! Ny fitiavako anao sy atakalo ô! Ndre maro gny 'sara bika a! aa!! 'Gny voadin-'sika efa vita Ny anah 'sy foiko ô Ny anah 'sy areko ô! Fa nifidiko ô Mandra-maty ny fagniriko ô! Moah!! Negnazy oah viavy Nadety e! ee! ee! Iaho toa dà manignan'azy! Negnazy anao mafraigny aho toa Nadety e! Mipodiana, mipodiana, mipodiana angahy e! Negnazy Nadety e! Iaho 'zany dà manignan'azy e! Negnazy Nadety e! Iaho izany dà manignan'azy e!