Notice: file_put_contents(): Write of 666 bytes failed with errno=28 No space left on device in /www/wwwroot/muzbon.net/system/url_helper.php on line 265
Rija Ramanantoanina - Fiainana Kely | Скачать MP3 бесплатно
Fiainana Kely

Fiainana Kely

Rija Ramanantoanina

Длительность: 4:10
Год: 2019
Скачать MP3

Текст песни

Fiainana kely tsy mirehareha
Fiainana kely tsotsotra izany ny ahy
Tsy trano manjelatra tsy tafom-bazaha
Tafo mololo izay ihany aloha ny ao
Fa raha ny fitiavanao no mankao
Raha ianao iriko no hiantrano ao
Hanjary ho lapa ilay bongo kely
Na mpanjaka aza hangetaheta ny ho ao
Ho tobaka ronono, ho tondraka tantely
Fa tojo ilay niriako aho sady tojo anjely
Ny fitiavanao hamoronako hira
Ho kaloiko ho anao na maraina na hariva
Hindramiko koa ireo hira fanaoko
Hitenty tontolo hidradradrako
Fa tiako ianao, tena tiako ianao
Ny fitiavanao hamoronako hira
Ho kaloiko ho anao na maraina na hariva
Hindramiko koa ireo hira fanaoko
Hitenty tontolo hidradradrako
Fa tiako ianao, tena tiako ianao
Tiako ianao
Tia anao aho
Tiako ianao
Hmmmmm!