Ikalasoa
Rossy
4:52Mitora-jofo nama, bal kabôsy Ts'isy barofy nama, bal kabôsy Kilonga mila midansy, bal kabôsy Baly misy ambiansy, bal kabôsy Ts'isy slow nama, bal kabôsy Tsapika avo nama, bal kabôsy Ts'isy kiantratratratra, bal kabôsy Samy miala tsy maratra, bal kabôsy Tsy miandry izay orkestra tsy ho hita, Kabôsy sy paipaika dia vita Na misy na tsy misy partinera Komansy avao ny baly rehefa lera Dia manovokovoke Miakatra ny vovoke Mitapôlapôlake Mandihy folapôlake Isika ho any hi-boum(2) Isika ho any hikôty sipa. Mahamena volo nama, bal kabôsy Manetsin'oro nama, bal kabôsy Tsy dia misy depansy, bal kabôsy Nefa ao ny ambiansy, bal kabôsy Ao ny tsy manam-bady nama, bal kabôsy Ao no mitady nama, bal kabôsy Ndeha hanjengy ampelasoa, bal kabôsy Na bandy bôgôsy koa, bal kabôsy Tsy miandry elektrô na kasety Kabôsy sy paipaika dia mety Mangotraka ny baly na dia hoe Ampela iray, lehilahy be dia be Dia manovokovoke Miakatra ny vovoke Mitapôlapôlake Mandihy gisa fôlake Isika ho any hi-boum(2) Isika ho any hikôty sipa. Izy io dia jazzy nama, bal kabôsy Izay mandeha hoazy nama, bal kabôsy Tsy mila mianatra dansy, bal kabôsy Dia efa misy ambiansy, bal kabôsy Jeux de lumières nama, bal kabôsy Dia la poussières nama, bal kabôsy Manafo lahy tsy mijery, bal kabôsy Izay no jenjin'ny sery, bal kabôsy Tsy miandry izay pile sy courant tsy hanaikitra Kabôsy sy boîte-na Nestlé da raikitra Indray andro any ity bal kabôsy ity Hiakatra an-tsehatra andeha amin'ny boîte de nuit Be ny hanovokovoka e Hitapôlapôlaka e Sy hitako hitapôlaka(2) hitako hitapô ny sipa.