Gana El Hawa
Abdel Halim Hafez
Eh miavia aty moa anao Valy e Eh miavia aty moa anao Vale Eh niadiady zay 'maly e Eh niadiady zay 'maly e Anabavinao lôsô Tsy hay tany nombany e Bavinao volano izy e Mijaly ny ankizy e Anao malakia Malakia Zaho lazainy nampiaraka Izy asa tsy hisaraka