Notice: file_put_contents(): Write of 647 bytes failed with errno=28 No space left on device in /www/wwwroot/muzbon.net/system/url_helper.php on line 265
Sakelidalana - Fitia Manalasala | Скачать MP3 бесплатно
Fitia Manalasala

Fitia Manalasala

Sakelidalana

Альбом: Nandalo Teto Ve
Длительность: 2:40
Год: 2013
Скачать MP3

Текст песни

Fitia manalasala ve no atolotra ahy anie?
Koa aza manantena, nefa aza dia mamoy.
Ô Ô Ô
Nahoana no vonoinao ny fitiavako?
Ny fitia anie toy ny ketsa ka mora afindra

Fitia manalasala ve no atolotra ahy anie?
Koa aza manantena, nefa aza dia mamoy.
Ô Ô Ô
Nahoana no vonoinao ny fitiavako?
Ny fitia anie toy ny ketsa ka mora afindra

Avela aloha hisaraka, avela hifandao
Dieny mbola tsy tanteraka ny voady izay natao.
Ô Ô Ô
Tsy hisy hoterena anie na hovozonana
Fa ny kibo sampin'ny nahiny no aoka handidy.

Avela aloha hisaraka, avela hifandao
Dieny mbola tsy tanteraka ny voady izay natao.
Ô Ô Ô
Tsy hisy hoterena anie na hovozonana
Fa ny kibo sampin'ny nahiny no aoka handidy.