Notice: file_put_contents(): Write of 633 bytes failed with errno=28 No space left on device in /www/wwwroot/muzbon.net/system/url_helper.php on line 265
Samoela - Fitia Zisitoara | Скачать MP3 бесплатно
Fitia Zisitoara

Fitia Zisitoara

Samoela

Альбом: Bandy Akama
Длительность: 6:08
Год: 2012
Скачать MP3

Текст песни

Fa ny fitiavako anao iny zistoara

NY mafaitra sy mangidy tsara fatotra tsara hidy

fa efa zakanao any lasanao zao be dia be
NY fitiavako rehetra NY entana sy NY etsetra
tamin'ny andro voalohany nahalalako anao, tsy nampoiziko ho toy izao hoe matotra tsara, fa tsy resaka eny amparafara
Tamin'ny andro voalohany nahakoboko andry tsy nampoiziko ho tahaka ity, ianao ilay nikozy hoe "j'ai envie " hay MBA nisy fitia
Fa NY fitiavako anao iny zisitoara
Na mafaitra sy mangidy tsara fatotra tsara hidy
Fa efa zakanao any lasanao zao no be dia be
NY fitiavako rehetra NY entana sy NY etsetra
Taloha zaho nitolona, niroule ohatran'ny boule, fa zao zaho manajanao satria efa tsapako izao, fa ty aho na zovy nikozy aminao hoe"nahakobo aho tary"
aza mino an'izany
Fa NY anao misongadina hatrany
Fitiavako anao iny e! zistoara
Ny FO sy NY fanahinao Taratata
NY entana eny aminao tsaratsara e!
(Mary aminao za o!)
Fomba fitsikinao manakara
Tomba fitafinao vohitsara Tuléar!
Basy poletinao sahidomara
Tant fiavianao gasikara e!
(Mary aminao za o!)
NY fanamasinana azy alitara
NY fampireveko an'azy farafara
NY lambam-pandrina ataovy maramara e!
(Maty aminao za o!)
tapitra...