Notice: file_put_contents(): Write of 609 bytes failed with errno=28 No space left on device in /www/wwwroot/muzbon.net/system/url_helper.php on line 265
Tarika - Taraina | Скачать MP3 бесплатно
Taraina

Taraina

Tarika

Альбом: Bibiango
Длительность: 5:06
Год: 1994
Скачать MP3

Текст песни

Omeko anao ny vola
Omeko anao ny harena ireo
Omeko raha maromaro ianao
Kanefa ianao tsy mety afapo a re

oia akory ataoko anao
oia

oia
Tsy ilaiko akory izany re
Aleoko tsy mitia ihany anie
oia
Tsy vola amankarena no ilaiko
Satria tsy mety sambatra ny saiko re
oia

Afoiko anao ny tany
Ny lanitra angamba sarotra ihany
Hanaovako tononkalo sy hira
Iarahana mikalo atao souvenir
oia ekenao ve
oia

Oia
Sanatria aho anie ka tsy handà
oia
Ny foko anefa dia tsy ho sahy
oia
ny tenako miasa andro aman'alina
Ny saiko anie dia tsy milamina

Soa ataoko anao tsy hitanao anefa
Nomeko anao izay vitako rehetra
oia
Akory ataoko anao
oia
soa ataoko anao tsy hitanao anefa
nomeko anao izay vitako rehetra
oia
Akory ataoko anao