Notice: file_put_contents(): Write of 597 bytes failed with errno=28 No space left on device in /www/wwwroot/muzbon.net/system/url_helper.php on line 265
Bolo - Gck | Скачать MP3 бесплатно
Gck

Gck

Bolo

Альбом: Jerenty
Длительность: 2:41
Год: 2025
Скачать MP3

Текст песни

Iny vazaha be, fitopolo taona
Nilaozany ny fianakaviany any an-dafy
Izy tsy dia hoe manan-karena be ahoana
Misotro ronono izy mitontona eny Ivato

Fa izy tsy mijanona ao Antananarivo
Avy dia direct vacances Nosy Be
Ny hafaliany amin'izany efa tsy omby kibo
Tsy omby kibo dia lasa any an'elakelam-pe

Tsy izaho no vetaveta f'ianao no mody tsy mahakobo
Il n'est pas là pour se faire lécher les coudes
Tsy tonga hilalao rano na hijerijery trondro
Tsy tonga hizaha tany fa tonga hizaha vody

Tonga amin'ny tanàna izy amin'ny alina vao mivoaka
Mandeha Madirokely, bokeo Ambatoloaka
Amin'ny bar izy migiaka dia navy drako hely
"Bonsoir, je t'offre à boire mademoiselle ?"

Sakamalaho, katy, cola
Tonga dia vita ny chocolat
Sakamalaho, katy, cola
Je me sens bien dans tes bras
Sakamalaho, katy, cola
Tonga dia vita ny chocolat
Sakamalaho, katy, cola
Mon chéri choisi pour moi

Mademoizely sipa kely, enga anie ho ampy taona
Fianakaviany 100% malagasy
Izy tsy dia hoe tara amin'ny vazaha be ahoana
Fa tara amin'ny euro sy passeport, taratasy

Izy koa mibalabala andro harivariva
Mal maquillée dans sa tenue de soirée
Donga tsara ny ao aoriana, fisapisaka ny kibo
Tsara tarehy, tsy dia mahay miteny français

Parler pas la peine, ny tanjona efa kobo
Hoe anaty vilany niany ny karaoty sy ovy
Moi je t'aime si tu m'aimes, formule tsy miova
Donne-moi tes euros, je te donne mes vody

Izay tratrany ao tsy tafody fa ataony tamana
Tu sais la vie est chère donc tout a un prix
Vao mahita vazaha be mitontona ao amin'ny tanàna
"Bonsoir, tu m'offres à boire mon chéri ?

Sakamalaho, katy, cola
Tonga dia vita ny chocolat
Sakamalaho, katy, cola
Je me sens bien dans tes bras
Sakamalaho, katy, cola
Tonga dia vita ny chocolat
Sakamalaho, katy, cola
Mon chéri choisi pour moi