Ravitoto
Bolo
5:08Omeo taratasy anoratako azy fa lasa miankin-doha @ batterie Inspiraka vaky barazy sofina no sokafana ma chérie Sao gaga mahita ahy milingilingy f'efa nataoko ny an-tàna-tohatra Efa hay ilay mamoaka bling bling fa rahoviana ianareo vao hanoratra Mihamamay, mihamamay Mihamamay izahay, mihamamay Mihamamay ohatra ny taninay Mihamamay, mihamamay Mihamamay, mihamamay Mihamamay, mihamamay Mihamamay, mihamamay Tsy manam-basy afa-tsy vava [bang bang], mitifitra bala rora Ity tsy voatery mivazavaza [gang gang], voafelaka moramora Hoe tsy mana-talenta mihoatra ny vody dia ny vatana no hatao fitaovana Fa rehefa tsy itaingina 'ndehana mody fa be ny tokontany ilalaovana Mihamamay, mihamamay Mihamamay izahay, mihamamay Mihamamay ohatra ny taninay Mihamamay, mihamamay Mihamamay, mihamamay Mihamamay, mihamamay Mihamamay, mihamamay Mihamamay, a ka mihamamay Mihamamay izahay, mihamamay Mihamamay ohatra ny taninay A ka mihamamay, a ka mihamamay Tsapatsapao aloha fa mihamamay [ Tsapatsapao aloha fa mihamamay ] Tsapatsapao aloha fa mihamamay [ Tsapatsapao aloha fa mihamamay ] Raha mitady ho faty dia ampiako kitay Rehefa mihamamay dia ampio sakay Mba makà coco indray fa tsy papay [ Tsapatsapao aloha fa mihamamay ] Tsy ankanafosafo fa vely kibay Mifamono @ anaran'ny ray Bye bye fa tsy tahaka izay [ Tsapatsapao aloha fa mihamamay ] Efa ho faty fa mbola miseho milay 'Ty tarehy fitombenana feno vay Tsy mahate hitsetra fa mahasosotra ahy [ Dory dory ] Fa mbola tsy tena may [ Dory dory ] Fa mbola tsy tena may [ Dory dory ] Fa mbola tsy tena may [ Pondro-dory ] Fa mbola tsy dia mahay ] Mihamamay, mihamamay Mihamamay izahay, mihamamay Mihamamay ohatra ny taninay Mihamamay, mihamamay Mihamamay, mihamamay Mihamamay, mihamamay Mihamamay, mihamamay