Notice: file_put_contents(): Write of 599 bytes failed with errno=28 No space left on device in /www/wwwroot/muzbon.net/system/url_helper.php on line 265
Bolo - Nofy | Скачать MP3 бесплатно
Nofy

Nofy

Bolo

Альбом: Ravitoto
Длительность: 3:58
Год: 2023
Скачать MP3

Текст песни

Lyrics NOFY
cn an an an !
cn an an an !
Verse 01
Manaiky aho fa tsy lany
Tsy ho tapitra androany
Ny revy eto an-tany
Kanefa dia toa mamy
Ohatra ‘lay nofy any ambadika any
Ho tanteraka ve izany ?
Sa ho lasan'ny vinany fotsiny any ?
Refrain :
Eeeh ! ‘Ndao, ndao !
‘Ndao raha iainana ‘lay nofinao
cmantarana ‘lay nosinao
‘Zay babena ao an-damosinao
Oooh ! cmin'izay
Kobon-dry lerony fa hay milay
Ny fifankatiavantsika hatramin'izay
cn an an an !
cn an an an !
Verse 02
Manaiky aho fa mahery
Mitondra mahavery
Ny revy avy any ivelany any
Kanefa dia io ihany
No averintsika mankany
Tsy handreraka ve izany ?
ciza ny vokatry ny tany ?
Sa efa lany ?
cza avela ao an-tsaina, aza avela ao an-tsaina ao, yeah !
cza avela ao an-tsaina fa sao dia tsy hainy hoy aho e !
cza avela ao any-tsaina, aza avela ao an-tsaina ao, yeah !
Refrain :
Eeeh ! ‘Ndao, ndao !
‘Ndao raha iainana ‘lay nofinao
cmantarana ‘lay nosinao
‘Zay babena ao an-damosinao
Oooh ! cmin'izay
Kobon-dry lerony fa hay milay
Ny fifankatiavantsika hatramin'izay
Verse 03
Sao dia tsy hainy leitsy fa izany Dago izany
Kintana mamiratra fa tsy dabam-pako izany
Tsy zakan'ny rivotra hazo avo lalim-paka izany
Olona midemerda, raha dona mahazaka izany
Na matsiro aza leitsy ny revy e
ctaovy daholo ary fa aza asiana bedy e
Rehefa ny kolontsaina no tsy voarebireby e
Dia feno antsika izao tontolo izao leitsy, baby e
Refrain :
Eeeh ! ‘Ndao, ndao !
‘Ndao raha iainana ‘lay nofinao
cmantarana ‘lay nosinao
‘Zay babena ao an-damosinao
Oooh ! cmin'izay
Kobon-dry lerony fa hay milay
Ny fifankatiavantsika hatramin'izay