Notice: file_put_contents(): Write of 640 bytes failed with errno=28 No space left on device in /www/wwwroot/muzbon.net/system/url_helper.php on line 265
Hantatiana - Aleoko Ny Ahy | Скачать MP3 бесплатно
Aleoko Ny Ahy

Aleoko Ny Ahy

Hantatiana

Альбом: Best Of Hantatiana
Длительность: 3:16
Год: 2021
Скачать MP3

Текст песни

Fantatro fa maro tokoa
Ireo hira tsara tsy afaka am-bavanao e
Maro izy ireo no mahasoa
Ao ny manentana mba hilalao e
Nefa asa ho aho fa tiako ny ahy
Ka tsy mba atakaloko ny an'ny hafa e
Ka na hira inona no hanana fahatsarana
Dia aleoko ihany ny fiderana e

Ka ho hiraiko foana e
Ny hira fiderana, satria ilay Tsitoha mpanao ny tsara no hoderaiko
Nahoana ny fiderana no tsy ho lalaiko

Misy aza moa mandratra fo
Hira izay mandoaka ny fery anaty e
Hiram-pitia izay mahavoa
Anefa dia be mpitia sady be mpitady e
Nefa asa hoy aho fa tiako ny ahy
Ka tsy mba atakaloko ny an'ny hafa e
Ka na hira inona no hanana fahatsarana
Dia aleoko ihany ny fiderana e

Ka ho hiraiko foana e
Ny hira fiderana, satria ilay Tsitoha mpanao ny tsara no hoderaiko
Nahoana ny fiderana no tsy ho lalaiko