Sambatra Ny Fo
Hantatiana
3:06Hafaliana no entinay androany Hafaliana tena avy ao am-po Hafaliana hamafa ny tomany Hampahery ireo mamoy fo Resin'ny adim piainana va ianao Sa sakaiza tiana no efa nandao Hafaliana atolotray hampitraka anao indray Mety haharitra ho mandrakizay Hafaliana no entinay androany Hafaliana tena avy ao am po Hafaliana hamafa ny tomany Hampahery ireo mamoy fo Hafalian'ireo voavela heloka miaina ao anaty fahafahana Hafaliana atolotray hampitraka anao indray Mety aharitra ho mandrakizay