Notice: file_put_contents(): Write of 634 bytes failed with errno=28 No space left on device in /www/wwwroot/muzbon.net/system/url_helper.php on line 265
Hantatiana - Mpanakanto | Скачать MP3 бесплатно
Mpanakanto

Mpanakanto

Hantatiana

Альбом: Best Of Hantatiana
Длительность: 3:48
Год: 2021
Скачать MP3

Текст песни

Ho anao izay nanolotena hanao fiderana
Ity hirako ity, natao tam-pitia
Natafinao fiderana, ireo fanahy,
Izay reraka hany ka
Nahazo aim-panahy

Olona maro am-pandriana lazoin’ny aretina no voavanginao
Teny mahery sy velona nasianao feony no natolotrao

Ka ho tahiana tokoa anie ianao
Ny Tompo no hamaly anao
Tohizo hatrany izao hiranao izao
Fa Izy no homba anao


Nefa raha toa ka ianao
No mba sendra ady
Mba zovy no hihira ho anao
Toy izay nataonao
Ny Ray no haniraka anjely, izay hampahery
Hitory fiadanana, hampitraka anao

Olona maro ampandriana lazon’ny aretina no voavanginao
Teny mahery sy velona nasianao feony no natolotrao

Ka ho tahiana tokoa anie ianao
Ny Tompo no hamaly anao
Tohizo hatrany izao dianao izao 
Fa Izy no homba anao

Ho anao izay nanolotena
Hanao fiderana
Ity hirako ity
Natao tampitia