Notice: file_put_contents(): Write of 632 bytes failed with errno=28 No space left on device in /www/wwwroot/muzbon.net/system/url_helper.php on line 265
Hantatiana - Ny Hirako | Скачать MP3 бесплатно
Ny Hirako

Ny Hirako

Hantatiana

Альбом: Best Of Hantatiana
Длительность: 3:14
Год: 2021
Скачать MP3

Текст песни

Aza ny hakelezany no jerenao
Fa ny hirany izay avy ao am-pony ao
Tsy fantatrao angaha fa io hira io
Dia tsy voafetran'ny taona na io rahona io

Fa ny hirako, mandaitra hatrao am-po
Mitondra hafaliana isam-baravarana o
Hitety vohitra hanakan-danitra
Satria hiderako an'Andriamanitra

Ny hira tsy natao hifaninana
Fa vao maika mampiray sy mampikatia
Tia hira va ianao, handeha hiara-dia
Hiaraka hanandram-peo hanao ity hira ity hoe:

Fa ny hirako mandaitra hatrao am-po
Mitondra hafaliana isam-baravarana o
Hitety vohitra manakan-danitra
Satria hiderako an'Andriamanitra