Notice: file_put_contents(): Write of 632 bytes failed with errno=28 No space left on device in /www/wwwroot/muzbon.net/system/url_helper.php on line 265
Hantatiana - Salamo 73 | Скачать MP3 бесплатно
Salamo 73

Salamo 73

Hantatiana

Альбом: Best Of Hantatiana
Длительность: 4:16
Год: 2021
Скачать MP3

Текст песни

Nahoana no toa miadana ny mpirehareha, ny ratsy fanahy
Toa tsy azom-pahoriana ka saika lavo aho nialona 
Toa tsy misy fanaintainana amin’ny fahafatesany
Ary fatratra ny heriny, izany no hireharehavany

Nahoana no toa miadana ny mpirehareha, ny ratsy fanahy
Toa tsy azom-pahoriana ka saiky lavo aho nialona

Raha lotika ny fo, ka voatsindrona izay ny voako
Dia tena adala aho fa izaho eo anatrehanao

Nahoana no toa miadana ny mpirehareha, ny ratsy fanahy
Toa tsy azom-pahoriana ka saiky lavo aho nialona

Andriamanitra o ! tsaroako ny fihazonanao izany tanako
Ary tsy misy ety ambonin’ny tany iriako tahaka Anao
Na dia levona zany nofoko ary ny foko
Dia mbola vatolampin’ny foko sy anjarako Ianao
Andriamanitra o ! tsaroako ny fihazonanao izany tanako
Ary tsy misy ety ambonin’ny tany iriako tahaka Anao