Notice: file_put_contents(): Write of 638 bytes failed with errno=28 No space left on device in /www/wwwroot/muzbon.net/system/url_helper.php on line 265
Hantatiana - Tiako Loatra | Скачать MP3 бесплатно
Tiako Loatra

Tiako Loatra

Hantatiana

Альбом: Best Of Hantatiana
Длительность: 3:38
Год: 2021
Скачать MP3

Текст песни

Tiako loatra ny midera Anao
Ry Andriamanitra fitiavana o
Andriamanitra avo indrindra Ianao
Nefa dia nitia anay, naneho ny fitiavanao Ianao
Fony aho mbola mpanota
Maty ho ahy tokoa ny zanakao mba ho fanavotana ahy

Ka na iza haniratsira sy hanenjika hanaratsy Anao
Mbola asandratro ny hira hanohy ny fiderana Anao
Ry Jehovah Tomponay o
Ho azy ireo anie ity hira ity
Hanehoy ny fitiavanao hibitsiho f'ianao koa mbola tia.

Raha jereko ny lanitrao s'izay asan-dratsantananao
Sy ny volana aman-kitanao
Izay noforoninao
Inona moa ny olona no ahatsiarovanao azy
Nataonao ambany kely noho Andriamanitra izy

Ka na iza haniratsira sy hanenjika hanaratsy Anao
Mbola asandratro ny hira hanohy ny fiderana Anao
Ry Jehovah Tomponay o
Ho azy ireo anie ity hira ity
Hanehoy ny fitiavanao hibitsiho f'ianao koa mbola tia.