Sitraka Zanahary
Jaojoby
4:02mahaiza mipetraka ireo lehilahy e! mahaiza taivy nareo lehilahy e! zahay lehilahy tsy hoe maditra io fomban'ny maso mitsiriritra anao bogôsy na manam-bolaa! zaigny tsy atao hampiholahola! raha misy mandalo kara anjely!! zaho tsy hivadika velively!!(tena marina) tsara mifanaja, tsara tambitamby tsara mifankatia, tsy mila vandivandy tsara mifanaja, tsara tambitamby tsara mifankatia, tsy mila vandivandy ok no problem calme fotsiny nareo vahiavy e! aza taitaitra areo zavavy eh!! zahay vehivavy tsy kilalao sao mbola mitetika ankilabao aza atao loatra saro-piaro sao lasa manaraka dia kiraro tsara fitiavana mifamaly amzay olo-jiaby falifaly ref eo eo eo ahila eo eo eo ahila soma soma soma tsika kaza mba saro-piaro moa!! maso mahita tsy mitana moy ehh!! lehilahy maandivandivandy tsy rarahanay manambitamby