Mémamay
Bolo
3:03Eh hoy ah hoy ! Eh hoy ah hoy Nofinao henoina izay tianao dia atomboy Eh hoy ah hoy ! Eh hoy ah hoy Izaho aloha aza antsoina. Rehefa tsy hanao adaboy Aleo 'zaho iaina fa tsy hiaritra Esoriko izay tsy ilaina Ataoko izay mahafinaritra ahy Aza kafaraina, tsy mila mpanavotra aho Eto an-tany aza tsaratsaraina F'hita eo ny any an-danitra Izaho kamo hifoha maraina Marai-tsy hariva aho malaina Mbola be ny adidy efaina Misotro, mifoka maina Aleo ho hita eo ny any aoriana Aleoko miandry fanampiana 'Ndeha anamboatra fandriana Matory aho aloha fa mangina Ataoko izay tiako Izay tiako dia mety Raha mety asiako Ataoko izay tiako Izay tiako dia mety Raha mety asiako Eh hoy ah hoy ! Eh hoy ah hoy Nofinao henoina izay tianao dia atomboy Eh hoy ah hoy ! Eh hoy ah hoy Izaho aloha aza antsoina. Rehefa tsy hanao adaboy Toa hoe mijalijaly hono ny tanjona vao tratranao Vao tonga ny hafaliana, tsy omby ny tratranao Aina sy vola tapitra amin'ny mpivarotra mahazatra anao F'i toaka sy maholy no hanasitrana ny ratranao Izaho kamo hifoha maraina Marai-tsy hariva aho malaina Mbola be ny adidy efaina Misotro, mifoka maina Aleo ho hita eo ny any aoriana Aleoko miandry fanampiana 'Ndeha anamboatra fandriana Matory aho aloha fa mangina Ataoko izay tiako Izay tiako dia mety Raha mety asiako Ataoko izay tiako Izay tiako dia mety Raha mety asiako Eh hoy ah hoy ! Eh hoy ah hoy Nofinao henoina izay tianao dia atomboy Eh hoy ah hoy ! Eh hoy ah hoy Izaho aloha aza antsoina. Rehefa tsy hanao adaboy Avoahy ny adalàna Fa izay no mahasalama 'Ndao hiaraka hinahana 'Nareo mbola miasa ihany