Notice: file_put_contents(): Write of 603 bytes failed with errno=28 No space left on device in /www/wwwroot/muzbon.net/system/url_helper.php on line 265
Bolo - Zamila | Скачать MP3 бесплатно
Zamila

Zamila

Bolo

Альбом: Ravitoto
Длительность: 3:49
Год: 2023
Скачать MP3

Текст песни

Textes ZcMILc
Verse 01
‘Zaho mila revy amin'ilay matsiro
‘Lay mandeha foana na dia maty jiro
Raha misy tonga eo tonga dia ampidiro
Satria ‘zaho mila revy amin'ilay matsiro
‘Zaho mila revy amin'ilay milamindamina
Ny ambonimbony dia avy eo ambanimbany
cza asiana sira f'efa mamimamy
‘Zaho mila revy amin'ilay milamina
Refrain :
Zamila aaa, zamila aaa !
Zamila aaa, zamila aaa !
Verse 02
‘Zaho mila revy amin'ilay matsiro
‘Lay mandeha foana na dia maty jiro
Raha misy tonga eo tonga dia ampidiro
Satria ‘zaho mila revy amin'ilay matsiro
‘Zaho mila revy amin'ilay milamindamina
Ny ambonimbony dia avy eo ambanimbany
cza asiana sira f'efa mamimamy
‘Zaho mila revy amin'ilay milamina
Mila revy amin'ilay tsy misy korontana
Roa ny aviavy dia isa ny amontana
Ho raisiko amin'ny hahiany, raisiko amin'ny habotany
claivo moramora aza ongotana
Mila revy amin'ilay tsy misy korontana
Roa ny aviavy dia isa ny amontana
Ho raisiko amin'ny hahiany, raisiko amin'ny habotany
claivo moramora aza ongotana
Refrain :
Zamila aaa
Zamila, zamila, zamila, zamila, zami...
Zamila aaa
Zamila, zamila, zamila, zamila, zami...
Mila mirevy aloha dia mila miaina (Mila mirevy aloha dia mila miaina)

Tsy ankiandry marary sady ankiandry malaina (Mila mirevy aloha dia mila miaina)
Mila mirevy aloha dia mila miaina (Mila mirevy aloha dia mila miaina)
Fa ny rahampitso mbola ramaraina (Mila mirevy aloha dia mila miaina)
Zamila aaa !